|
|
|
|

Teny iditra1 mpamboly
Fototeny  2voly
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Olona manao ho anton-draharaha ny fambolena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5celui qui plante, le jardinier, le cultivateur. [1.3]
6cultivateur. [1.5, 1.196]
7agriculteur. [1.5]
Ohatra  8 Niady hevitra ireto mpamboly indray andro. [2.445#97]
9 Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. [2.332#72]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02