|
|
|
|

Teny iditra1 mpamakilay
Singan-teny  2mpamaky, 3lay
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Olona mpialoha manokatra ny lalana amin' ny karazan-javatra samihafa ka mazàna misetra ny mafy sy sarotra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12