|
|
|
|

Teny iditra1 mpahay
Fototeny  2hay
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4les gens capables, les savants, les artistes. [1.3#205]
Ohatra  5 Nanafatra mpahay taozavatra tany Englanda Radama. [2.113#]
6 Ao ambadik' izy ireo ao ny mpahay mitantana ny fiainana. [2.245#]
7 Malaza ho mpahay taozavatra momba ny tenona mantsy ilay izy. [2.117#]
8 Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitaovana ny mpahay tao. [2.445#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ahimpa, 12 mahapy, 13 mpahay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02