|
|
|
|

Teny iditra1 mose
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha.
4Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Mister. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Monsieur. [1.8]
Ohatra  7 Inty toka ny rononon' I mose Sarila; [2.470]
8 Ity mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [2.472]
Voambolana  9 Teny fanajana
Tovy hevitra  10ramose

Fivaditsoratra  11 meso, 12 mose

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12