|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mosara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a handkerchief.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5mouchoir.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana.
[2.4#]
7 Nomen' I feno zavatra kely mba nentiny ho ahy aho : fehin-kibo, kasikety, mosara. [2.472#] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 Masora, 11 mosara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|