|
|
|
|

Teny iditra1  moroaña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] manahy, miahiahy, manahihahy: Manao olo ko tsy maroaña ko sy ataon'olo ka abo ro aheona (Manao olona tsy manahy ka nony ataon'olona ka izaho no atao toy izao) [1.78]

Fivaditsoratra  4 amorona, 5 manoroa, 6 maorona, moroaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04