|
|
|
|

Teny iditra1  morike
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] mankany andoharano [1.78]
4 [Tanala] miakadrano, manaraka miakatra ny rano ho any ampiandohany (jereo miorika) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04