|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 montsona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Vava feno hanina; entina milaza ireo bontsimbontsina na mandrotsirotsy amin' ny hoditra.
4Fijomoka. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 12montsina |
| Fivaditsoratra | 13 montsano, 14 montsona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|