|
|
|
|

Teny iditra1  montorina (montotra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Atao tonga mandondona; atao izay hampahatezitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Qu’on rend protubérant, qu’on met en colère [1.3#445]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  mirontona, montorina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23