|
|
|
|

Teny iditra1 monomonona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Feo tahaka ny an' ampela ampandihizina na ny fangaraka manidina mitory alahelo na hasosorana tsy tafavoaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4muttering, grumbling. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5comme samonina. [1.3#445]
6plaintes sourdes, murmures. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  11 Feo
Tovy hevitra  12samonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19