|
|
|
|

Teny iditra1 monge-mahalatsaka
Singan-teny  2mongena, 3mahalatsaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5olona vitsivitsy teny, nefa ny teny avoakany manaikitra erỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6used of a steady-going person becoming angry and uttering scornful words. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7qui parle peu, mais dont les paroles sont à l' emporte-pièce ; un pince-sans-rire. [2.415]
Voambolana  8 Ontam-po
Tovy hevitra  9monge-mahefa
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02