|
|
|
|

Teny iditra1 monany
Sokajin-teny  2 anarana mona sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3Bibikely niofo avy amin' ny sakoivy ka mbola hiofo indray ho voangory. [1.1]
4soherina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5nymphe. [1.13]
Voambolana  6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  7 mañino, 8 manony, mañony, 9 minòna, minona, 10 monany, 11 monina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02