|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mohara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ody. [Bara] [1.78]
4ody. [2.606]
5Ody atao anaty tandroka. [1.1]
6ody. [Masikoro] [2.606#152]
Fanazavàna teny anglisy  7a fetish made from a cow's horn. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8fétiche fait d'une corne de boeuf. [1.8]
9Nom d'une catégorie de talismans ; Asteraceae de produits végétaux, ils sont insérés à l'intérieur d'une corne de boeuf ou d'une dent de crocodile et on les porte pendus autour du cou. [1.196]
Ohatra  10 Sady noraisiny ilay mohara teny an-dohan-Ralaiarivony. [2.298]
11 Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472]
Sary 

Teny iditra (2/2)12 mohara
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae).
15Arbre à bois dur, rouge ; pourrissant difficilement quand il est bien préparé.
16On le choisit souvent pour faire les poteaux principaux des cases.
17Il entrerait dans la composition du talisman portant le même nom.. [Bezanozano, Tanala] [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  19 hamaro, 20 hamora, 21 haramo, 22 Haroma, 23 Horama, 24 maharo, 25 maroha, 26 mohara, 27 rahoma, 28 Romaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13