|
|
|
|

Teny iditra1 môderina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3araka ny toetr'andro. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4moderne. [1.13]
Ohatra  5 Lafo vidy ny kilalao moderina; [2.445#]
6 Misy fanafody moderina vitsivitsy izay manan-danja tokoa ary afaka mamonjy aina. [2.424#]
Kamban-teny rehetra  7vanim-potoana môderina

Fivaditsoratra  8 Dorimena, 9 miredòna, miredona, 10 môderina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02