|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 moa
Sokajin-teny  2 kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Kianteny enti-manontany, ka toy izao no fampiasa azy: atao manomboka fehezanteny izy: Moa handeha ihany iânao rahampitso? Azo ampiarahina amin' ny "ve" koa anefa izy, ka amin' izay, na manarakaraka azy avy hatrany ny ve na fonosina ao anatiny sy ny "ve" ny teny fototry ny fanontaniana: Moa ve handeha ihany ianao rahampitso? na Moa handeha ihany ve ianao rahampitso?.
4Kianteny kely entina manisika hevitra toy ny hoe "raha ohatra ka": Handeha aho moa, ny zanako ity marary; hijanona aho, ny raharaha arỳ miandry, na manamafy hevitra fotsiny: Ianao moa ity marary ka tsy hita izay hatao. [1.1]
Ohatra  5 Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4]
Kamban-teny rehetra  6hay ombia moa

Teny iditra (2/2)7 moa
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9moana. [Tambahoaka, Bara, Sihanaka] [1.78]
10moana, tsy afa-miteny. [Taisaka] [1.78]
Sampanteny 
Anarana :

Fivaditsoratra  12 amo, 13 moa, 14 oma

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08