|
|
|
|

Teny iditra1 mizozozozo
Fototeny  2zozozozo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mamoaka feo ohatra ny feon' ny rivotra mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo na amin' ny elanelan' ny hiriky ny varavarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5To whiz, to buzz. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6bourdonner, bruire, siffler. [1.3#876]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12