|
|
|
|
Teny iditra
1
mizongozongo
Fototeny
2
zongozongo
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mandeha irery tsy misy mpanaraka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mizongozongo
6
Ny lasa :
nizongozongo
7
Ny hoavy :
hizongozongo
8
Filaza mandidy :
mizongozongoa
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12