|
|
|
|

Teny iditra1 mizahozaho
Fototeny  2izahozaho
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao ny tena ho zavatra; manambony tena; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka.
5Mitompo teny fantatra.
6Mandidididy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Parler toujours en son nom, alors qu'il faudrait parler au nom de plusieurs, se mettre toujours en avant, s'attribuer le mérite, la prééminence, le principal rôle.. [1.3#287]
8Se mettre toujours en avant, s'attribuer le principal rôle, être prétentieux, faire l'important (synonymes matin-kambo, mizitizity).. [1.5]
Ohatra  9 Vokatr' izany, dia olona miavona, mirehareha, mizahozaho, manao tsinontsinona ny namany, izany no saika hita hatraiza hatraiza. [1.317#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mihazohazo, 16 mizahozaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02