|
|
|
|

Teny iditra1 mizahazaha
Fototeny  2zahazaha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Ny iray kosa nampidina ny mpandeha sasany ary nizahazaha tao anaty fiara. [2.4]
5 tsy tia ka mizahazaha
tsy manina ka mijerijery
ny tongotro va hampanamy?
[2.131]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29