|
|
|
|

Teny iditra1 mivoy
Fototeny  2voy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to paddle a canoe, to row a boat. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6pagayer. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12