|
|
|
|
Teny iditra
1
mivorosoka
Fototeny
2
vorosoka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Voahosihosy, madisa, misaritaka, misafotofoto.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mivorosoka
6
Ny lasa :
nivorosoka
7
Ny hoavy :
hivorosoka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12