|
|
|
|

Teny iditra1 mivoria
Fototeny  2vory
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivory [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4assemble (intr.). [1.26#19]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  5 Tompokolahy sy tompokovavy, mivoria daholo ianareo! [2.606#]
6 Dia nivoaka Ibemampanjaka ka niantso hoe : "mivoria, ry Ileolava. [2.69#]

Fivaditsoratra  7 miraîvo, 8 mivoria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12