|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mivomboky
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3manotrika, miery hamely. [Bara] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 mivomboky
Sokajin-teny  5 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6manarona lamba. [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12