|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivolo |
| Fototeny | 2volo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to have the appearance of.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6avoir l'apparence de.
[1.8] |
| Ohatra |
7 mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 mivolo |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15mihaingo taretra.
[Bara]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|