|
|
|
|
Teny iditra
1
mivolimbolina
Fototeny
2
volimbolina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mihorongorona ohatra ny volimbolina.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mivolimbolina
6
Ny lasa :
nivolimbolina
7
Ny hoavy :
hivolimbolina
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12