|
|
|
|

Teny iditra1 mivivitra
Fototeny  2vivitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Voaray amin' ny sisiny na amin' ny silany kely; misintontsintona; (teny) voatsongo izay roritina mba hiadiana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12