|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mivindavinda
Fototeny  2vindavinda
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miteny an-katezerana, mikitakita. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9mivindaka

Teny iditra (2/2)10 mivindavindà
Fototeny  11vindavinda
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivindavinda [Fitanisana]

Fivaditsoratra  13 mivindavindà, mivindavinda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01