|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miveravera |
| Fototeny | 2veravera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitsikera, mivohavoha.
5(akanjo) Mivaroradroraka: Miveravera ny akanjonao izany ka amboary tsara. 6Mivozavoza, mitavozavoza, mitahontahona: Miveravera koa izany raha zazavavy!. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|