|
|
|
|

Teny iditra1 mivendrivendry
Fototeny  2vendrivendry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitotototo mankatsy, mitotototo mankaroa.
5Mipendrampendrana, jemby, badenina: Mivendrivendry anie ny masoko izany e!.
6Mirediredy, miteniteny foana. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12