|
|
|
|

Teny iditra1 mivenavena
Fototeny  2venavena
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misokatra makadiry, mitanatana.
5Mitaraikiraiky, mitahontahona: Ity zaza ity hoa mivenavena. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12