Teny iditra | mivarotra ambongadiny | |
Singan-teny | mivarotra ; ambongadiny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mivarotra afa-tsy betsaka ihany fa tsy mivarotra kely na vitsy (mifanohitra amin' ny mivarotra antsinjarany): Omeo kely siramamy lasiroa aho, tompoko. -- Mpivarotra ambongadiny aho ka tsy mivarotra latsaka ny iray gony [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |