|
|
|
|

Teny iditra1 mivaroraka
Fototeny  2varoraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miboraka sy mivaha: Mivaroraka ny pataloan' io zaza io.
5Vaky ka miely miparitaka: Mivaroraka ny tsinain' ilay alika voahitsahy ny aotomobilina.
6Kivy ka very hevitra: Nivaroraka izy nahare izany vaovao ratsy izany. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12