|
|
|
|

Teny iditra1 mivalona
Fototeny  2valona
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Miforitra milamina tsara: Efa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony.
5Tehirizina na atokana ho an' ny andro iray: Tsy foiko hampindramina io fa lamba mivalona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6plié. [1.13]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 mivalona, 11 mivolàna, mivolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05