|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivalampatra |
| Fototeny | 2valampatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra.
5Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika. [1.1] 6matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7same as milampatra.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8s'allonger, s'étendre.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|