|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivaikavaika |
| Fototeny | 2vaikavaika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mivozavoza, midrahodraho, mitaraiky: Mbà mailaka fa aza dia mivaikavaika toy izao re ianao e!.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|