|
|
|
|
Teny iditra
1
mitsopitsopy
Fototeny
2
tsopitsopy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manome hazavana malefaka; manjavozavo, pahimpahina (maso).
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitsopitsopy
6
Ny lasa :
nitsopitsopy
7
Ny hoavy :
hitsopitsopy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12