|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsongitike |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] mitsoriaka, tsy tra-maso, mikipy, miporitsaka: Mitsongitika añaty akata añe iñy voalavo be iñy (nitsoriaka any anaty ahitra any iny voalavo be iny)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|