|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsitaitaika |
| Fototeny | 2tsitaitaika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany ka mila ho kotsa ny lambako.
5Maneno kely dia miato indray: Milaza olona maty izany lakolosy mitsitaitaika izany. 6Tonga tsikelikely miandalana: Maika aho ka midina daholo fa aza mitsitaitaika toy izao ianareo. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|