|
|
|
|

Teny iditra1 mitsiry
Fototeny  2tsiry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitsimoka: Vao mitsiry ny ahitra ka aza hosenareo toy izao.
5Manomboka ho be: Vao nitsiry ny hareny no nitranga ny loza. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 miritsy, 11 misitry, 12 mitsiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02