|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsirika |
| Fototeny | 2tsirika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mizaha mba hijery: Tonga nitsirika an' i Dada teo Rakoto.
5Mandalo mijery: Mitsirika ny marary isan' andro ny Dokotera. 6Manarangarana: Mitsirika anay foana ao an-trano Rasoa. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 marikitsy, 13 misitraky, 14 misitrika, 15 mitsirika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|