|
|
|
|

Teny iditra1 mitsipy
Fototeny  2tsipy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4(Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany).. [1.1]
Ohatra  5 mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. [2.587#]
6 hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mipitsy, 13 mitsipy, 14 tsy mipy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02