Teny iditra | mitsipelika (tsipelika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihetsiketsika miankavia miankavanana, misavilivily, mipelipelika [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitsipelika io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |