|
|
|
|

Teny iditra1 mitsipa-doha laka-nitana
Singan-teny  2mitsipaka, 3loha, 4lakana, 5mitana
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7tsy mahay mankasitraka ka manao tsinontsinona ny nanao soa azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12