|
|
|
|

Teny iditra1 mitsinjo avo avaratra
Singan-teny  2mitsinjo, 3avo, 4avaratra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6mihevitra loatra ny fananan' ny ray aman-dreny ka mihaitraitra tsy mety miasa na miahy tokantrano. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12