|
|
|
|

Teny iditra1 mitsingozahoza
Fototeny  2tsingozahoza
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Reraka zara raha afa-mandeha, mihozangozana, mangozohozo: Mbola mitsingozahoza izy ka tantano. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12