|
|
|
|

Teny iditra1 mitsingerina
Fototeny  2tsingerina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miverina (enti-milaza andro na fotoana izay toa mihodina ka tonga amin' ny nialany ihany), miherina: Mitsingerina isan-taona ny fetin' ny fahaleovantena. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12