|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsimoka |
| Fototeny | 2tsimoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro.
5Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro. [1.1] 6mitsiry. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7bourgeonner, germer.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka:
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 mamotsiky, 15 mitsimoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|