|
|
|
|

Teny iditra1 mitsilotsilo
Fototeny  2tsilotsilo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Sady lava no marani-doha: Mitsilotsilo tranon-dakolosy irỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5être épineux, garni d'épines comme les ronces. [1.196]
Ohatra  6 mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470]
7 Mangata-defona aho, izay lefona mitsilotsilo indrindra hamonoako tena eto anatrehanao. [2.298#74]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02