|
|
|
|

Teny iditra1 mitsilopilopy
Fototeny  2tsilopilopy
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika.
5(Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay.
6/ Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany
. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12