|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsikintsikina |
| Fototeny | 2tsikintsikina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Midihindihina, miedinedina, mitikintikina, miangentsana amin' ny fomba famindra sy ny haingo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|